Psalms 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihady lavaka izy ka manalalaka izany ary latsaka ao anatin’ny lavaka nataony ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro ny ratsy fanahy mihetsi-jaza hiteraka faharatsiana, fampahoriana no torontoronina ao aminy, ary lainga no aterany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreo kosa ny mpiteti-dratsy: loza no saintsaininy lainga sy fitaka no aterany.
Malagasy Bible 1865
Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin'ny longoa nataony ihany izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihady lavaka izy ka manalalaka izany ary latsaka ao anatin’ny lavaka nataony ihany izy.
malagasy
Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin'ny longoa nataony ihany izy;