Psalms 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsingerina ho eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony ary eo an-tampon-dohany ihany no ianjeran’ny loza nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandoaka lavaka izy, mihady azy ary izy no latsaka amin’ny hantsana nomaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihady lavaka lalina tokoa izy, nefa izy ihany no mianjera ao.
Malagasy Bible 1865
Mitsingerina ho eo an-dohany ihany ny fampahoriany; ary eo an-tampon-dohany ihany no ianjeran'ny loza nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsingerina ho eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony ary eo an-tampon-dohany ihany no ianjeran’ny loza nataony.
malagasy
Mitsingerina ho eo an-dohany ihany ny fampahoriany; ary eo an-tampon-dohany ihany no ianjeran'ny loza nataony.Hidera an'i Jehovah araka ny fahamarinany aho, ary hankalaza ny anaran'i Jehovah Avo Indrindra.