Psalms 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera NY TOMPO araka ny fahamarinany aho ary hankalaza ny anaran’NY TOMPO Avo Indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsingerina eo an-dohany ny haratsiany, ary miverina eo an-tampon-kandriny ny fanaovany an-keriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny loza nomaniny dia mitsingerina eo an-dohany; ary ny herisetra notetehiny dia miantonta eo an-tampon-dohany.
Malagasy Bible 1865
Hidera an'i Jehovah araka ny fahamarinany aho, ary hankalaza ny anaran'i Jehovah Avo Indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera NY TOMPO araka ny fahamarinany aho ary hankalaza ny anaran’NY TOMPO Avo Indrindra.
malagasy
Hidera an'i Jehovah araka ny fahamarinany aho, ary hankalaza ny anaran'i Jehovah Avo Indrindra.