Psalms 7:18 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera an’i Iaveh noho ny fahamarinany aho, sy hihira ny Anaran’i Iaveh, ilay Avo indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hidera Anao aho, TOMPO ô, fa mitandro ny rariny Ianao; ary hankalaza ny anaranao amin-kira aho, ry TOMPO Avo Indrindra ô.