Psalms 7:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao viravirainy tahaka ny fanaon’ny liona ny fanahiko ary kepokepohiny ka tsy misy mamonjy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh Andriamanitra ô, Ianao no itokiako; vonjeo amin’izay rehetra manenjika ahy aho, ka afaho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitro ô, Ianao no fialofako. Mba vonjeo re aho ary afaho amin’izay rehetra manenjika ahy.
Malagasy Bible 1865
Fandrao ny fanahiko viravirainy tahaka ny fanaon'ny liona, ary kepokepohiny, ka tsy misy mamonjy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao viravirainy tahaka ny fanaon’ny liona ny fanahiko ary kepokepohiny ka tsy misy mamonjy!
malagasy
Fandrao ny fanahiko viravirainy tahaka ny fanaon'ny liona, ary kepokepohiny, ka tsy misy mamonjy.