Psalms 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
RY TOMPO Andriamanitro ô, raha nanao izany tokoa aho, raha nisy heloka teto an-tanako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao aho dia viravirainy toy ny fanaon’ny liona, fandrao arapany ny remby, tsy misy hanafaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy izany, dia hamiravira ahy tahaka ny fanaon’ny liona izy, ka tsy hisy hanafaka na hanaisotra ahy eny aminy.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitro ô, raha nanao izany aho; raha misy heloka eto an-tanako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
RY TOMPO Andriamanitro ô, raha nanao izany tokoa aho, raha nisy heloka teto an-tanako,
malagasy
Jehovah Andriamanitro ô, raha nanao izany aho; raha misy heloka eto an-tanako;