Psalms 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha namaly ratsy izay tsara fihavanana tamiko aho, na nandroba izay nampahory ahy tsy amin’antony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh Andriamanitra ô, raha nanao izany aho, raha misy heloka eto an-tanako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitro ô, raha nahavita izany anaratsiany ahy izany aho, raha nanao heloka ny tanako,
Malagasy Bible 1865
Raha namaly ratsy izay tsara fihavanana tamiko aho, novonjeko aza izay nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha namaly ratsy izay tsara fihavanana tamiko aho, na nandroba izay nampahory ahy tsy amin’antony,
malagasy
Raha namaly ratsy izay tsara fihavanana tamiko aho, novonjeko aza izay nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana [Na: Ka nandroba izay nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana]