Psalms 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka hanenjika ahy ny fahavalo ka hahatratra ahy; eny, aoka izy hanitsaka ny aiko amin’ny tany sady hampandry ny voninahitro amin’ny vovoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mamaly ratsy izay tsara fihavanana tamiko aho; raha nandroba izay nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha namaly ratsy ny mpanasoa ahy aho na nandroba an’ireo mpampahory izay mandrafy ahy tsy amin’antony,
Malagasy Bible 1865
Dia aoka ny fahavalo hanenjika ny fanahiko ka hahatratra azy; eny, aoka izy hanitsaka ny aiko amin'ny tany, ary hampandry ny voninahitro amin'ny vovoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka hanenjika ahy ny fahavalo ka hahatratra ahy; eny, aoka izy hanitsaka ny aiko amin’ny tany sady hampandry ny voninahitro amin’ny vovoka.
malagasy
Dia aoka ny fahavalo hanenjika ny fanahiko ka hahatratra azy; eny, aoka izy hanitsaka ny aiko amin'ny tany, ary hampandry ny voninahitro amin'ny vovoka.