Psalms 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, mitsangàna amin’ny fahatezeranao. Misandrata hisakana ny fisafoaky ny mpampahory ahy ary mifohaza hanampy ahy, fa didy marina no navoakanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aoka hanenjika ahy ny fahavaloko, ka hahatratra ahy; aoka hohitsahiny amin’ny tany ny aiko; aoka hohoseny amin’ny vovoka ny voninahitro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aoka ny fahavaloko hanenjika ahy ka hahatratra ahy! Aoka hohoseny an-tany mbola velona aho, ka hotarihiny am-bovoka ny hajako! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, mitsangàna amin'ny fahatezeranao; misandrata hisakana ny fisafoaky ny mpampahory ahy; ary mifohaza hanampy ahy, fa didy marina no navoakanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, mitsangàna amin’ny fahatezeranao. Misandrata hisakana ny fisafoaky ny mpampahory ahy ary mifohaza hanampy ahy, fa didy marina no navoakanao.
malagasy
Jehovah ô, mitsangàna amin'ny fahatezeranao; misandrata hisakana ny fisafoaky ny mpampahory ahy; ary mifohaza hanampy ahy, fa didy marina no navoakanao;