Psalms 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO mitsara ny firenena. TOMPO ô, tsarao aho araka ny fahamarinako sy ny tsy fananako tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanodidina Anao ny fivorian’ny firenena! dia misandratra eo amboniny Ianao amin’izay, ka miakara indray any amin’ny avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ireo firenena hivory hanotrona Anao; ary makà toerana hanerinerina azy Ianao eo amin’ilay sezafiandriananao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah hitsara ny firenena; Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako sy ny tsi-fananako tsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO mitsara ny firenena. TOMPO ô, tsarao aho araka ny fahamarinako sy ny tsy fananako tsiny.
malagasy
Jehovah hitsara ny firenena; Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako sy ny tsi-fananako tsiny.