Psalms 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba atsaharo ny ratsy ataon’ny ratsy fanahy ary ampitoero kosa ny marina, fa Ianao dia Andriamanitra marina mizaha toetra ny fo sy ny voa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh no mitsara ny firenena: tsarao aho, ry Iaveh, araka ny fahamarinako sy ny tsy fananako tsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, Ianao no mpitsara ireo firenena; koa tsarao aho, ry TOMPO Avo Indrindra, fa tia rariny aho ary tsy manan-tsiny.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho tapaka ny ratsy ataon'ny ratsy fanahy, fa ampitoero kosa ny marina; fa Andriamanitra marina no mamantatra ny fo sy ny voa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba atsaharo ny ratsy ataon’ny ratsy fanahy ary ampitoero kosa ny marina, fa Ianao dia Andriamanitra marina mizaha toetra ny fo sy ny voa.
malagasy
Aoka ho tapaka ny ratsy ataon'ny ratsy fanahy, fa ampitoero kosa ny marina; fa Andriamanitra marina no mamantatra ny fo sy ny voa.