Psalms 70:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy! TOMPO ô, faingàna hamonjy ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida. Ho fampahatsiarovana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida, hitaomana an’Andriamanitra hahatsiaro azy.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida. Ho fampahatsiarovana. Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy! TOMPO ô, faingàna hamonjy ahy!
malagasy
[Fangatataham-pamonjena] Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida. Ho fampahatsiarovana. Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.