Psalms 70:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho menatra sy hangaihay izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy ho afa-baraka izay faly amin’ny manjo ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy! Tompo ô, faingàna hamonjy ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, aoka ho sitrakao ny hanafaka ahy; TOMPO ô, faingàna re hamonjy ahy!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho menatra sy hangaihay izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy ho afa-baraka izay faly amin'ny manjo ahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho menatra sy hangaihay izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy ho afa-baraka izay faly amin’ny manjo ahy!
malagasy
Aoka ho menatra sy hangaihay izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy ho afa-baraka izay faly amin'ny manjo ahy;