Psalms 70:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay miteny hoe: Hia! Akory izay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho menatra sy hangaihay, izay mitady ny aiko! Aoka hihemotra sy ho menatra, izay maniry hahavery ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho menatra sy hangaihay anie izay olona mitady hahafaty ahy; hihemotra sy ho afa-baràka anie izay olona maniry loza ho ahy!
Malagasy Bible 1865
Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay manao hoe: Hià! sakoa izay!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay miteny hoe: Hia! Akory izay!
malagasy
Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay manao hoe: Hià! sakoa izay!