Psalms 70:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia ory sy mahantra. Faingàna hankaty amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Ianao. Aza ela, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hifaly sy hiravoravo aminao kosa, ireo mitady Anao! Aoka hilaza mandrakariva hoe: «Voninahitra anie ho an’Andriamanitra!» izay tia ny famonjenao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra mitady Anao kosa anie hifaly sy hiravo amin’ny nataonao; ary izay olona mpitia Anao Mpamonjy anie hivolan-dava hoe: «Lehibe tokoa Andriamanitra!»
Malagasy Bible 1865
Fa izaho dia ory sy malahelo; faingàna hankatỳ amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia ory sy mahantra. Faingàna hankaty amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Ianao. Aza ela, TOMPO ô!
malagasy
Fa izaho dia ory sy malahelo; faingàna hankatỳ amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Jehovah ô.