Psalms 70:6 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izaho ity, malahelo sy mahantra, ka faingàna hankatỳ amiko, ry Andriamanitra! Fa Ianao no mpamonjy sy mpanafaka ahy. Aza ela, ry Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa dia ory sy mahantra; faingàna ho eto amiko, Andriamanitra ô. Mpamonjy sy mpanafaka ahy Ianao ka aza ela fa tongava, TOMPO ô!