Psalms 71:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao, TOMPO ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao, ry Iaveh, no nataoko fialofako, aoka tsy ho menatra na oviana na oviana aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, Ianao no fialofako ka tsy ho diso fanantenana na oviana na oviana aho!
Malagasy Bible 1865
Hianao, Jehovah ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao, TOMPO ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho!
malagasy
[Vavaka ataon'izay mahatsiaro ny famindram-pon'Andriamanitra taminy hatry ny fony tanora] Hianao, Jehovah ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho.