Psalms 71:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa miresaka ahy ny fahavaloko ary miara-mioko izay miambina hahazo ny aiko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa miray tetika hamely ahy ny fahavaloko, ary miara-mioko, izay mikendry ny aiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa miresaka ahy ny fahavaloko, miara-mioko mikendry ny hahafaty ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa miresaka ahy ny fahavaloko; ary miara-mioko izay manotrika hahazo ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa miresaka ahy ny fahavaloko ary miara-mioko izay miambina hahazo ny aiko
malagasy
Fa miresaka ahy ny fahavaloko; ary miara-mioko izay manotrika hahazo ny aiko.