Psalms 71:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka miteny hoe: Andriamanitra efa nahafoy azy! Enjeho izy ka sambory fa tsy misy hanafaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manao hoe: «Efa nafoin’Andriamanitra izy! Enjeho, sambory, fa tsy misy izay hiaro azy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ireo hoe: «Nafoin’Andriamanitra io ka enjeho; sambory fa tsy misy mpanafaka.»
Malagasy Bible 1865
Ka manao hoe: Andriamanitra efa nahafoy azy; enjeho izy, ka sambory, fa tsy misy hamonjy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka miteny hoe: Andriamanitra efa nahafoy azy! Enjeho izy ka sambory fa tsy misy hanafaka azy.
malagasy
Ka manao hoe: Andriamanitra efa nahafoy azy; enjeho izy, ka sambory, fa tsy misy hamonjy.