Psalms 71:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ny fanahiko; aoka hitafy henatra sy fahafaham-baraka izay mitady hanisy ratsy ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho menatra sy ho levona, izay mitady ny aiko! Aoka ho safo-kenatra amam-pahafaham-baraka, izay mitady hahavery ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho menatra sy ho afa-baràka anie ireo olona mpiampanga ahy; ho voatevateva sy ho very haja anie ireo olona mitady hanisy ratsy ahy!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ny fanahiko; aoka hitafy henatra sy fahafaham-baraka izay mitady hanisy ratsy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ny fanahiko; aoka hitafy henatra sy fahafaham-baraka izay mitady hanisy ratsy ahy.
malagasy