Psalms 71:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva ary hitombo lalandava ny fideràko Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho dia hanantena mandrakariva, ary mbola hampitomboiko indray ireo fiderana Anao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa hanantena Anao lalandava, ary hampitombo ny fiderana Anao;
Malagasy Bible 1865
Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava ny fideràko Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva ary hitombo lalandava ny fideràko Anao.
malagasy
Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava ny fideràko Anao.