Psalms 71:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vavako dia hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro intsony ny isany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vavako hitory ny fahamarinanao, mbamin’ny fanambinanao tontolo andro; fa tsy hitako izay isan’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
isan’andro no hitanisan’ny vavako ny fahamarinanao sy ny famonjenao, na tsy voaisako avokoa aza ireny.
Malagasy Bible 1865
Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vavako dia hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro intsony ny isany.
malagasy
Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.