Psalms 71:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho avy amin’ny asa lehibe nataon’NY TOMPO Andriamanitra aho, hampahatsiaro ny fahamarinanao aho, dia ny Anao ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hilaza ny asanao lehibe aho, ry Tompo Iaveh ô, hampahatsiaro ny fahamarinanao aho, dia ny Anao irery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ANDRIANANAHARY ô, hiditra ao an-tranonao aho, satria Ianao nirotsaka an-tsehatra nomba ahy; ary dia ny fahamarinanao irery no hotsahiviko.
Malagasy Bible 1865
Ho entiko ny asa lehibe nataon'i Jehovah Tompo; hampahatsiaro ny fahamarinanao aho, dia ny Anao ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho avy amin’ny asa lehibe nataon’NY TOMPO Andriamanitra aho, hampahatsiaro ny fahamarinanao aho, dia ny Anao ihany.
malagasy
Ho entiko ny asa lehibe nataon'i Jehovah Tompo; hampahatsiaro ny fahamarinanao aho, dia ny Anao ihany.