Psalms 71:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, Ianao no nampianatra ahy hatry ny fony aho mbola tanora, ary mandraka ankehitriny dia nitory ny fahagagana nataonao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra, nampianarinao hatry ny fony mbola tanora aho ary mitory ny fahagaganao, mandraka ankehitriny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatry ny fony aho mbola tanora no efa nampianarinao, Andriamanitra ô; ary mandraka izao dia tsy mitsahatra manambara ireo asanao mahagaga.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, Hianao efa nampianatra ahy hatry ny fony aho mbola tanora; ary mandraka ankehitriny dia nitory ny fahagaganao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, Ianao no nampianatra ahy hatry ny fony aho mbola tanora, ary mandraka ankehitriny dia nitory ny fahagagana nataonao aho.
malagasy
Andriamanitra ô, Hianao efa nampianatra ahy hatry ny fony aho mbola tanora; ary mandraka ankehitriny dia nitory ny fahagaganao aho.