Psalms 71:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mihatra amin’izay avo indrindra ny fahamarinanao, Andriamanitra ô, izay nanao zava-dehibe: Andriamanitra ô, iza no tahaka Anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahatakatra ny lanitra ny fahamarinanao, ry Andriamanitra, Ianao izay mahefa ny zava-dehibe! - Iza no tahaka Anao, ry Andriamanitra? -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambony dia ambony tokoa ny fahamarinanao, Andriamanitra ô; ary nahavita zava-baventy Ianao! Tsy misy toa Anao, Andriamanitra ô.
Malagasy Bible 1865
Ary mihatra amin'izay avo indrindra ny fahamarinanao, Andriamanitra ô, Izay nanao zava-dehibe: Andriamanitra ô, iza no tahaka Anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mihatra amin’izay avo indrindra ny fahamarinanao, Andriamanitra ô, izay nanao zava-dehibe: Andriamanitra ô, iza no tahaka Anao?
malagasy
Ary mihatra amin'izay avo indrindra ny fahamarinanao, Andriamanitra ô, Izay nanao zava-dehibe: Andriamanitra ô, iza no tahaka Anao?