Psalms 71:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo amin’ny fahamarinanao aho ka afaho! Atongilano amiko ny sofinao ka vonjeo aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo amin’ny fahamarinanao aho, ka afaho! Atongilano amiko ny sofinao, ka vonjeo aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fahamarinanao dia afaho sy ambeno aho, anongilano sofina ka vonjeo.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo ny fahamarinanao aho, ka afaho; atongilano amiko ny sofinao, ka vonjeo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo amin’ny fahamarinanao aho ka afaho! Atongilano amiko ny sofinao ka vonjeo aho!
malagasy
Vonjeo ny fahamarinanao aho, ka afaho; atongilano amiko ny sofinao, ka vonjeo aho.