Psalms 71:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao izay nampahita anay fahoriana be sady mafy no hamelona anay indray ka hampiakatra anay indray hiala avy amin’ny toerana lalina amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao izay efa nampihatra fizahan-toetra betsaka sy mahatsiravina. Nefa mbola hamelona anay indray Ianao, ka hampiakatra anay avy amin’ny hantsan’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahoriana be sady mafy no navelanao hihatra tamiko; kanefa hovelombelominao indray aho, ary hampiakarinao indray ho afaka amin’ny fasana mampihitsoka.
Malagasy Bible 1865
Hianao Izay nampahita ahy fahoriana be sady mafy no hamelona ahy indray, ka hampiakatra ahy indray hiala amin'ny fitoerana lalina amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao izay nampahita anay fahoriana be sady mafy no hamelona anay indray ka hampiakatra anay indray hiala avy amin’ny toerana lalina amin’ny tany.
malagasy
Hianao Izay nampahita ahy fahoriana be sady mafy no hamelona ahy indray, ka hampiakatra ahy indray hiala amin'ny fitoerana lalina amin'ny tany.[Na: anay]