Psalms 71:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampitomboy ny voninahitro ary aoka hampionona ahy indray Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasandratrao indray ny voninahitro, ary hampionona ahy indray Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola hampionona indray Ianao ary hamerina amiko ny voninahitro.
Malagasy Bible 1865
Ampitomboy ny voninahitro, ary aoka hampionona ahy indray Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampitomboy ny voninahitro ary aoka hampionona ahy indray Ianao!
malagasy
Ampitomboy ny voninahitro, ary aoka hampionona ahy indray Hianao.