Psalms 71:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho kosa dia hidera Anao amin’ny valiha, dia ny fahamarinanao, ry Andriamanitro ô, hankalaza Anao amin’ny lokanga aho, ry Iray Masin’ny Israely ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoderaiko amin’ny feom-baliha, hohiraiko ny fahamarinanao, ry Andriamanitra ô! hankalaza Anao amin’ny harpa aho, ry Masin’i Israely!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa hidera Anao amim-baliha noho ny toetranao mahatoky, ry Andriamanitro ô, sy hiredona salamo arahin-dokanga ho Anao, ry ilay Masin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Izaho kosa hidera Anao amin'ny valiha, dia ny fahamarinanao, Andriamanitro; hankalaza Anao amin'ny lokanga aho, ry Iray Masin'ny Isiraely ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho kosa dia hidera Anao amin’ny valiha, dia ny fahamarinanao, ry Andriamanitro ô, hankalaza Anao amin’ny lokanga aho, ry Iray Masin’ny Israely ô!
malagasy
Izaho kosa hidera Anao amin'ny valiha, dia ny fahamarinanao, Andriamanitro; hankalaza Anao amin'ny lokanga aho, ry Iray Masin'ny Isiraely ô.