Psalms 71:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao ary ny fanahiko koa, izay navotanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka amin’ny hihiràko ho Anao, dia eo amin’ny molotro ny firavoravoana, sy ho ao amin’ny fanahiko izay novonjenao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hihorakoraka hihoby ho Anao aho sady hankalaza Anao amin-java-maneno, satria efa notsimbininao ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao; ny fanahiko koa izay efa navotanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao ary ny fanahiko koa, izay navotanao.
malagasy
Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao; ny fanahiko koa izay efa navotanao;Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao mandrakariva; fa efa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.