Psalms 71:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lelako koa dia hitory ny fahamarinanao mandrakariva, fa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hitory ny fahamarinanao isan’andro ny lelako; fa ho safo-kenatra amam-pahafaham-baraka kosa izay mitady fahaverezana ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan’andro no hitanisako ny fahamarinanao, satria efa menatra sy mangaihay ireo olona nitady hanisy ratsy ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao mandrakariva; fa efa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lelako koa dia hitory ny fahamarinanao mandrakariva, fa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.
malagasy
Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao mandrakariva; fa efa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.