Psalms 71:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Andriamanitro ô, afaho amin’ny tanan’ny ratsy fanahy aho, dia amin’ny tanan’ny mpanao meloka sy mpanao herisetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, afaho aho amin’ny tanan’ny ratsy fanahy, amin’ny tanan’ny olon-tsy marina sy masiaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitro ô, ambeno re aho mba tsy ho azon’ireo olon-dratsy na ho voatanan’ny olo-meloka mbamin’ny mpanao an-keriny.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitro ô, afaho amin'ny tanan'ny ratsy fanahy aho, dia amin'ny tanan'ny mpanao meloka sy ny lozabe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Andriamanitro ô, afaho amin’ny tanan’ny ratsy fanahy aho, dia amin’ny tanan’ny mpanao meloka sy mpanao herisetra!
malagasy
Andriamanitro ô, afaho amin'ny tanan'ny ratsy fanahy aho, dia amin'ny tanan'ny mpanao meloka sy ny lozabe.