Psalms 71:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no nanankinana ahy hatrany am-bohoka; Ianao no namoaka ahy avy tany an-kibon’ny reniko; Ianao no deraiko mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no iankinako hatramin’ny aho fony vao teraka; Ianao izay mamoaka ahy avy any am-bohoka ka Anao ny fiderako mandrakizay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao teraka aho, dia niantehitra taminao; mbola tany am-bohòka aho, efa mpiaro ahy Ianao. Ianao lalandava no fidèrako.
Malagasy Bible 1865
Hianao no nanankinana ahy hatrany am-bohoka; ianao namoaka ahy avy tany an-kibon-dreniko; ianao no deraiko mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no nanankinana ahy hatrany am-bohoka; Ianao no namoaka ahy avy tany an-kibon’ny reniko; Ianao no deraiko mandrakariva.
malagasy
Hianao no nanankinana ahy hatrany am-bohoka; ianao namoaka ahy avy tany an-kibon-dreniko; ianao no deraiko mandrakariva.[Na: no Mpiaro, na Mpanisy soa, ahy hatry, etc]