Psalms 71:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga toy ny zava-mahagaga eo imason’ny maro aho; nefa Ianao no fialofana azo antoka ho ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga toa zava-mahagaga aho eo imason’ny vahoaka, kanjo Ianao no fiarovana mafy ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa zava-mahagaga ho an’ny maro aho, kanefa Ianao no fialofa-mafy ho ahy.
Malagasy Bible 1865
Tonga toa zava-mahagaga eo imason'ny maro aho; nefa Hianao no fiarovana mafy ho ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga toy ny zava-mahagaga eo imason’ny maro aho; nefa Ianao no fialofana azo antoka ho ahy.
malagasy
Tonga toa zava-mahagaga eo imason'ny maro aho; nefa Hianao no fiarovana mafy ho ahy.