Psalms 71:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vavako dia ho feno ny fiderana Anao sy ny fankalazana Anao mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho feno fiderana Anao anie ny vavako, hankalaza ny hasoavanao isan’andro anie izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho feno fiderana Anao anie ny vavako ary ho feno fankalazana Anao isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Ny vavako ho feno ny fideràna Anao sy ny fankalazana Anao mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vavako dia ho feno ny fiderana Anao sy ny fankalazana Anao mandrakariva.
malagasy
Ny vavako ho feno ny fideràna Anao sy ny fankalazana Anao mandrakariva.