Psalms 72:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny fitsaranao ary omeo ny zanaky ny mpanjaka ny fahamarinanao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Salômôna. Ry Andriamanitra ô; tolory ny fitsarànao, ny mpanjaka, ary ny fahamarinanao, ny zanaky ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’i Salômôna. Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka izany fahaizanao mitsara; omeo ity taranak’andriana izany fitandroanao ny rariny.
Malagasy Bible 1865
Nataon'i Solomona. Andriamanitra ô, omeo ho an'ny mpanjaka ny fitsarànao,ary ho an'ny zanaky ny mpanjaka ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny fitsaranao ary omeo ny zanaky ny mpanjaka ny fahamarinanao!
malagasy
[Ny handrosoan'ny fanjakan'ny mpanjaka voatendrin'Andriamanitra] Nataon'i Solomona. Andriamanitra ô, omeo ho an'ny mpanjaka ny fitsarànao,ary ho an'ny zanaky ny mpanjaka ny fahamarinanao.