Psalms 72:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny nosy dia handoa hetra; ny mpanjakan’i Sheba sy Seba dia hanatitra fanomezana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handoa hetra ny mpanjakan’i Tarsisa sy ny nosy; hanolotra fanatitra ny mpanjakan’i Sabà sy Merôe;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny an’ireo nosy dia handefa fanomezana ho azy; ny mpanjakan’i Sabà sy ny an’i Sebà kosa ho avy handoa hetra aminy.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanjakan'i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan'i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny nosy dia handoa hetra; ny mpanjakan’i Sheba sy Seba dia hanatitra fanomezana.
malagasy
Ny mpanjakan'i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan'i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana.