Psalms 72:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanjaka rehetra dia hiankohoka eo anatrehany ary ny firenena rehetra dia hanompo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hiankohoka eo anatrehany ny mpanjaka rehetra, hanaiky Azy ny firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanjaka hafa rehetra hiankohoka eo anatrehany; ary ny firenen-drehetra hanompo azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka rehetra hiankohoka eo anatrehany; ny firenena rehetra hanompo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanjaka rehetra dia hiankohoka eo anatrehany ary ny firenena rehetra dia hanompo azy.
malagasy
Ary ny mpanjaka rehetra hiankohoka eo anatrehany; ny firenena rehetra hanompo azy.