Psalms 72:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hamonjy ny mahantra mitaraina sy ny ory tsy manan-kamonjy izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hanafaka ny mahantra mitaraina aminy Izy; sy ny ory tsy manan-kamonjy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hafahan’ity mpanjaka ity ny mahantra miantso vonjy aminy sy ny ory tsy mba manan-kanampy.
Malagasy Bible 1865
Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hamonjy ny mahantra mitaraina sy ny ory tsy manan-kamonjy izy;
malagasy
Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;