Psalms 72:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hiantra ny madinika sy ny mahantra izy ary hamonjy ny ain’ny mahantra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiantra ny fadiranovana sy ny tsy manana Izy, ary hamonjy ny ain’ny mahantra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hangorahany ny osa sy mahantra ka hovonjeny ny ain’izy ireo,
Malagasy Bible 1865
Hiantra ny reraka sy ny malahelo izy ary hamonjy ny fanahin'ny malahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hiantra ny madinika sy ny mahantra izy ary hamonjy ny ain’ny mahantra.
malagasy
Hiantra ny reraka sy ny malahelo izy ary hamonjy ny fanahin'ny malahelo.