Psalms 72:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanavotra azy amin’ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny izy ary ho sarobidy eo imasony ny rany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoesoriny amin’ny fampahoriana amam-panaovana an-keriny ireny, ary ho sarobidy eo imasony ny ran’izy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hotsoahany amin’ny fampahoriana sy amin’ny fanaovana an-keriny satria sarobidy eo imasony.
Malagasy Bible 1865
Hanavotra ny fanahiny amin'ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny izy; ary ho zava-dehibe eo imasony ny ràny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanavotra azy amin’ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny izy ary ho sarobidy eo imasony ny rany.
malagasy
Hanavotra ny fanahiny amin'ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny izy; ary ho zava-dehibe eo imasony ny ràny.