Psalms 72:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO Andriamanitra, Andriamanitry ny Israely; Izy irery ihany no manao fahagagana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitra, Andriamanitr’i Israely, izay hany manao fahagagana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, Ilay hany mahefa zava-mahagaga!
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Jehovah Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely; Izy irery ihany no manao fahagagana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO Andriamanitra, Andriamanitry ny Israely; Izy irery ihany no manao fahagagana!
malagasy
Isaorana anie Jehovah Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely; Izy irery ihany no manao fahagagana;