Psalms 72:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana mandrakizay anie ny anarany malaza! Ary aoka ny tany rehetra ho henika ny voninahiny! Amena! Eny, Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana mandrakizay anie ny Anarany be voninahitra! Ho feno ny voninahiny anie ny tany rehetra. Amen! Amen!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana mandrakizay anie ny anarany malaza; ary aoka ny tany tontolo ho henika ny voninahiny! Amen! Amen!
Malagasy Bible 1865
Ary isaorana mandrakizay anie ny anarany malaza; ary aoka ny tany rehetra ho henika ny voninahiny. Amena dia Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana mandrakizay anie ny anarany malaza! Ary aoka ny tany rehetra ho henika ny voninahiny! Amena! Eny, Amena!
malagasy
Ary isaorana mandrakizay anie ny anarany malaza; ary aoka ny tany rehetra ho henika ny voninahiny. Amena dia Amena.Tapitra ny fivavak'i Davida, zanak'i Jese.