Psalms 72:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka izy hitsara ny olonao amin’ny fahamarinana ary ny malahelonao amin’ny fahitsiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hitondra ny vahoakanao, araka ny rariny, sy ny mahantranao, araka ny hitsiny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hoentiny ara-drariny sy hitsiny ireo malahelonao, dia ny vahoakanao.
Malagasy Bible 1865
Hitsara ny olonao amin'ny fahamarinana izy. Ary ny malahelolonao amin'ny fahitsiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka izy hitsara ny olonao amin’ny fahamarinana ary ny malahelonao amin’ny fahitsiana.
malagasy
Hitsara ny olonao amin'ny fahamarinana izy. Ary ny malahelolonao amin'ny fahitsiana.[Na: Aoka, etc]