Psalms 72:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tendrombohitra dia hahavokatra fiadanana ho an’ny olona; eny, ny havoana koa, amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hahavokatra fiadanana ho an’ny vahoaka ny tendrombohitra, torak’izany ny havoana, amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa fanambinana sy rariny ho an’ny vahoaka anie no hovokarin’ny tendrombohitra sy ny havoana!
Malagasy Bible 1865
Ny tendrombohitra hahavokatra fiadanana ho an'ny olona, eny, ny havoana koa amin'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tendrombohitra dia hahavokatra fiadanana ho an’ny olona; eny, ny havoana koa, amin’ny fahamarinana.
malagasy
Ny tendrombohitra hahavokatra fiadanana ho an'ny olona, eny, ny havoana koa amin'ny fahamarinana.