Psalms 72:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka izy hitsara ny ory eo amin’ny vahoaka sy hamonjy ny zanaky ny mahantra ary hanorotoro ny mpampahory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanomezany rariny ny olona ory eo amin’ny vahoakany, sy hamonjeny ny zanaky ny mahantra, ary hanorotoroany ny mpampahory!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homeny rariny sy hovonjeny anie ny malahelo sy ny mahantra amin’ny vahoaka, fa ny mpamoritra kosa hopotehiny!
Malagasy Bible 1865
Hitsara2 ny olona ory izy sy hamonjy ny zanaky ny mahantra ary hanorotoro ny mpampahory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka izy hitsara ny ory eo amin’ny vahoaka sy hamonjy ny zanaky ny mahantra ary hanorotoro ny mpampahory.
malagasy
Hitsara2 ny olona ory izy sy hamonjy ny zanaky ny mahantra ary hanorotoro ny mpampahory.