Psalms 72:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatahotra anao ny olona raha mbola maharitra koa ny masoandro sy ny volana hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanaja Anao ny olona, raha mbola maharitra koa ny masoandro, raha mbola mihiratra koa ny volana, hatramin’ny taona mifandimby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ity mpanjaka ity sy ireo taranany haharitra mandritra ny taona mifandimby, raha mbola hamiratra koa ny masoandro ary mbola hanazava koa izany volana!
Malagasy Bible 1865
Hatahotra2 anao ny olona, raha mbola maharitra koa ny masoandro sy ny volana hatramin'ny taranaka fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatahotra anao ny olona raha mbola maharitra koa ny masoandro sy ny volana hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
malagasy
Hatahotra2 anao ny olona, raha mbola maharitra koa ny masoandro sy ny volana hatramin'ny taranaka fara mandimby.