Psalms 72:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidina tahaka ny ranonorana amin’ny saha voajinja izy, tahaka ny ranonorana mivatravatra amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izy hidina, toy ny ranonorana amin’ny ahi-maitso, toy ny tandrifin-drahona manondraka ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izy ho tahaka ny erika mifafy amin’ny vilona, ho tahaka ny oram-baventy manondraka ny tany!
Malagasy Bible 1865
Hidina2 tahaka ny ranonorana amin'ny saha voajinja izy, tahaka ny ranonorana mivatravatra amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidina tahaka ny ranonorana amin’ny saha voajinja izy, tahaka ny ranonorana mivatravatra amin’ny tany.
malagasy
Hidina2 tahaka ny ranonorana amin'ny saha voajinja izy, tahaka ny ranonorana mivatravatra amin'ny tany.