Psalms 72:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny marina dia hitrebona amin’ny androny ary ho be ny fiadanana mandra-paha tsy hisy volana intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka amin’ny androny dia aoka ho finaritra ny olo-marina, amim-piadanana feno, mandra-pitsahatry ny fisian’ny volana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny androny anie dia hamony ny rariny ary hiroborobo mandavantaona ny fiadanana!
Malagasy Bible 1865
Ny2 marina hitrebona amin'ny androny, ary ho be ny fiadanana mandra-paha-tsy hisy volana intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny marina dia hitrebona amin’ny androny ary ho be ny fiadanana mandra-paha tsy hisy volana intsony.
malagasy
Ny2 marina hitrebona amin'ny androny, ary ho be ny fiadanana mandra-paha-tsy hisy volana intsony.