Psalms 72:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanapaka hatrany amin’ny ranomasina iray ka hatrany amin’ny ranomasina iray izy ary hatrany amin’ny ony Eofrata ka hatrany amin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanjaka hatramin’ny ranomasina iray ka hatramin’ny ranomasina hafa Izy, ary hatramin’ny Ony ka hatramin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izy hanjaka hatreo amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina hafa, ary hanjaka manomboka amin’ny ony Eofrata ka tafapaka amin’ny faran’ny tany!
Malagasy Bible 1865
Ary hanjaka hatramin'ny ranomasina ka hatramin'ny ranomasina izy, ary hatramin'ny ony ka hatramin'ny faran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanapaka hatrany amin’ny ranomasina iray ka hatrany amin’ny ranomasina iray izy ary hatrany amin’ny ony Eofrata ka hatrany amin’ny faran’ny tany.
malagasy
Ary hanjaka hatramin'ny ranomasina ka hatramin'ny ranomasina izy, ary hatramin'ny ony ka hatramin'ny faran'ny tany.[Eofrata]